# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # Misy olona iray hafa maty Mampifanohitra io olona io amin'ilay olona maty am-pilaminana ao amin'ny 21:22 i Joba. # ao anatin'ny fangidian'ny fanahy Ny alahelo eto dia resahina toy ny hoe tsiro mangidy, ary ny "fanahy" dia manondro ny vatan-tenan'ilay olna iray manontolo. DH: "amim-pahatezerana sy fahasosorana" na "aorian'ny fiainana fiainana mampalahelo" # tsy mbola niaina zavatra tsara DH: "zava-dratsy ihany no niainany" # Samy mandry anaty vovoka izy ireo Io dia fomba mihaja entina hilazana fa maty izy ireo. DH: "samy maty izy ireo ary helevin'ny olona" # mandrakotra ny vatan'izy roa ireo kankana Ny kankana dia miaraka amin'ny fahalovan'ny vatana. DH: "ny kankana ao amin'ny loto no hihinana ny nofo mangatsiakan'izy ireo"