plt_tn/job/21/22.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.

Moa ve misy olona afaka mampianatra fahalalana an'Andriamanitra satria na dia ireo izay ambony aza dia Izy no mitsara?

Manontany io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa mahalala ny zava-drehetra Andriamanitra. DH: "Mazava hoazy fa tsy misy afaka mampianatra na inona na inona an'Andriamanitra satria na dia ireo izay any an-danitra aza dia Izy no mitsara."

ireo izay ambony

Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo izay any an-danitra" (UDB) na 2)"ireo olona mahery."

Ny olona iray dia maty ao anatin'ny heriny feno

Mampifanohitra ny olona izay maty ao anaty fahasalaman sy filaminana amin'ny olona izay maty ao anaty alahelo sy fanaintainana ao amin'ny 21:25 i Joba. Azonao atao mazava io. DH: "raha misy olona roa, dia mety ho faty ao amin'ny heriny feno ny iray"

Feno ronono ny vatany

Ireo dia samy midika fa salama tsara ilay olona.

Feno ronono ny vatany, ary ny tsokan'ny taolany dia mando sy salama tsara.

Ireo dia samy midika fa salama tsara ilay olona

Feno ronono ny vatany

Ny teny hoe "ronono" dia midika ho "matavy." DH: "Tsara fahana izy" na "Feno sabora ny tenany"

ny tsokan'ny taolany dia mando sy salama tsara

Io fomba fiteny io dia midika fa ny vatany dia tanora sy matanjaka.