# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # Moa ve misy olona afaka mampianatra fahalalana an'Andriamanitra satria na dia ireo izay ambony aza dia Izy no mitsara? Manontany io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa mahalala ny zava-drehetra Andriamanitra. DH: "Mazava hoazy fa tsy misy afaka mampianatra na inona na inona an'Andriamanitra satria na dia ireo izay any an-danitra aza dia Izy no mitsara." # ireo izay ambony Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo izay any an-danitra" (UDB) na 2)"ireo olona mahery." # Ny olona iray dia maty ao anatin'ny heriny feno Mampifanohitra ny olona izay maty ao anaty fahasalaman sy filaminana amin'ny olona izay maty ao anaty alahelo sy fanaintainana ao amin'ny 21:25 i Joba. Azonao atao mazava io. DH: "raha misy olona roa, dia mety ho faty ao amin'ny heriny feno ny iray" # Feno ronono ny vatany Ireo dia samy midika fa salama tsara ilay olona. # Feno ronono ny vatany, ary ny tsokan'ny taolany dia mando sy salama tsara. Ireo dia samy midika fa salama tsara ilay olona # Feno ronono ny vatany Ny teny hoe "ronono" dia midika ho "matavy." DH: "Tsara fahana izy" na "Feno sabora ny tenany" # ny tsokan'ny taolany dia mando sy salama tsara Io fomba fiteny io dia midika fa ny vatany dia tanora sy matanjaka.