plt_tn/job/21/13.md

667 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.

ny androny

"ny fotoam-pahavelomany"

midina mangina ho any amin'ny Fiainan-tsy hita

Io dia fomba mihaja entina hilazana fa maty izy ireo. DH: "maty am-pilaminana izy ireo"

ny lalanao

Io dia manondro ny tian'Andriamanitra hitondran'ny olona tena.

Inona moa ilay Tsitoha, no tokony hanompo Azy izahay? Inona no tombontsoa azonay raha mivavaka aminy izahay?

Mampiasa io fanontaniana io ny olona ratsy fanahy mba hanesoana an'Andriamanitra. DH: "Tsy mino izahay fa izany Andriamanitra Tsitoha izany no mendrika ny fideranay. Tsy afaka manao na inona na inona aminay Izy."