plt_tn/job/21/13.md

20 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.
# ny androny
"ny fotoam-pahavelomany"
# midina mangina ho any amin'ny Fiainan-tsy hita
Io dia fomba mihaja entina hilazana fa maty izy ireo. DH: "maty am-pilaminana izy ireo"
# ny lalanao
Io dia manondro ny tian'Andriamanitra hitondran'ny olona tena.
# Inona moa ilay Tsitoha, no tokony hanompo Azy izahay? Inona no tombontsoa azonay raha mivavaka aminy izahay?
Mampiasa io fanontaniana io ny olona ratsy fanahy mba hanesoana an'Andriamanitra. DH: "Tsy mino izahay fa izany Andriamanitra Tsitoha izany no mendrika ny fideranay. Tsy afaka manao na inona na inona aminay Izy."