# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # ny androny "ny fotoam-pahavelomany" # midina mangina ho any amin'ny Fiainan-tsy hita Io dia fomba mihaja entina hilazana fa maty izy ireo. DH: "maty am-pilaminana izy ireo" # ny lalanao Io dia manondro ny tian'Andriamanitra hitondran'ny olona tena. # Inona moa ilay Tsitoha, no tokony hanompo Azy izahay? Inona no tombontsoa azonay raha mivavaka aminy izahay? Mampiasa io fanontaniana io ny olona ratsy fanahy mba hanesoana an'Andriamanitra. DH: "Tsy mino izahay fa izany Andriamanitra Tsitoha izany no mendrika ny fideranay. Tsy afaka manao na inona na inona aminay Izy."