plt_tn/job/19/15.md

592 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.

mandray ahy

"mihevitra ahy"

vahiny aho eo imason'izy ireo

Ny imason'izy ireo dia midika ho fihetsik'izy ireo aminy. DH: "mihevitra ahy ho vahiny izy ireo"

nefa tsy namaly ahy izy

ilay valin-teny dia valin'ny antson'i Joba. DH: "kanefa tsy mamaly ahy izy" na "fa tsy tonga tamiko Izy"

na dia miangavy azy amin'ny vavako aza aho

Ny andian-teny "amin'ny vavako" dia manondro ny fitenenan'i Joba." DH: "na dia miteny aminy sy nitalaho taminy aza aho."

miangavy azy

"mitalaho aminy"