plt_tn/job/19/15.md

24 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.
# mandray ahy
"mihevitra ahy"
# vahiny aho eo imason'izy ireo
Ny imason'izy ireo dia midika ho fihetsik'izy ireo aminy. DH: "mihevitra ahy ho vahiny izy ireo"
# nefa tsy namaly ahy izy
ilay valin-teny dia valin'ny antson'i Joba. DH: "kanefa tsy mamaly ahy izy" na "fa tsy tonga tamiko Izy"
# na dia miangavy azy amin'ny vavako aza aho
Ny andian-teny "amin'ny vavako" dia manondro ny fitenenan'i Joba." DH: "na dia miteny aminy sy nitalaho taminy aza aho."
# miangavy azy
"mitalaho aminy"