# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba. # mandray ahy "mihevitra ahy" # vahiny aho eo imason'izy ireo Ny imason'izy ireo dia midika ho fihetsik'izy ireo aminy. DH: "mihevitra ahy ho vahiny izy ireo" # nefa tsy namaly ahy izy ilay valin-teny dia valin'ny antson'i Joba. DH: "kanefa tsy mamaly ahy izy" na "fa tsy tonga tamiko Izy" # na dia miangavy azy amin'ny vavako aza aho Ny andian-teny "amin'ny vavako" dia manondro ny fitenenan'i Joba." DH: "na dia miteny aminy sy nitalaho taminy aza aho." # miangavy azy "mitalaho aminy"