forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1017 B
Markdown
28 lines
1017 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.
|
|
|
|
# Tamin'izay nandatsanareo ahy impolo izay
|
|
|
|
Ny andian-teny "impolo" dia manondro fa efa niteny mafy an'i Joba tanteraka ireo namany. DH: "efa nandatsa ahy tanteraka ianareo" na "efa imbetsaka ianareo no nandatsa ahy"
|
|
|
|
# tsy mba menatra nampahory ahy ianareo
|
|
|
|
Miteny mafy azy ireo ny amin'izany i Joba. DH: "Tokony ho menatra ianareo ny amin'ny nitondranareo ahy tamin'ny fomba tsy mendrika"
|
|
|
|
# nampahory ahy
|
|
|
|
"efa nanao tsinontsinona ahy" na "efa naneso ahy ampahibemaso"
|
|
|
|
# efa nania
|
|
|
|
"efa nanota tsy nahy" na "nanota tsy fidiny"
|
|
|
|
# ny fahadisoako
|
|
|
|
"ny fahotako" na "ny fahadisoako"
|
|
|
|
# hijanona ho ahy irery ny fahadisoako
|
|
|
|
Te hilaza i Joba fa ireo namany dia tsy tompon'andraikitra ny amin'ny fanohizana ny fitenenana mafy azy. DH: "andraikitro ny fahadisoako, tsy tokony hanohy ny fitenenana mafy ahy ianareo noho izany" na "tsy nandratra anareo ny fahadisoako, noho izany dia tokony hatsahatrareo ny fitenenana mafy ahy"
|