plt_tn/job/18/14.md

24 lines
814 B
Markdown

# Famaphafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fanoritsoritany ny olona ratsy fanahy i Bildada.
# Voaviravira tsy ho amin'ny fiarovan'ny lainy izy
DH: "Hamiravira azy any ivelan'ny lainy, izay fiarovana ho azy izy"
# hivoaka mankany
DH: "ary mamoaka azy izany" na "manery azy handeha izany"
# ilay mpanjakan'ny horohoro
Io dia fanondroana ny "mpanjakan'ny fahafatesana," andriamanitry ny fanompoan-tsampy izay hinoana fa manapaka eo amin'ny maty. DH: "Ilay manapaka eo amin'ny maty" (UDB) na "ny mpanjakan'ny fahafatesana"
# Ny olona izay tsy azy
"olona izay tsy fianakaviany"
# aorian'ny hahitan'izy ireo fa niparitaka tao an-tranony ny solifara
nampiasa solifara ny olona mba hanafoanana amin'ny aretina avy amin'ny olona maty. DH: "aorian'ny fanaparitahan'izy ireo ny solifara manerana ny tranony"