# Famaphafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fanoritsoritany ny olona ratsy fanahy i Bildada. # Voaviravira tsy ho amin'ny fiarovan'ny lainy izy DH: "Hamiravira azy any ivelan'ny lainy, izay fiarovana ho azy izy" # hivoaka mankany DH: "ary mamoaka azy izany" na "manery azy handeha izany" # ilay mpanjakan'ny horohoro Io dia fanondroana ny "mpanjakan'ny fahafatesana," andriamanitry ny fanompoan-tsampy izay hinoana fa manapaka eo amin'ny maty. DH: "Ilay manapaka eo amin'ny maty" (UDB) na "ny mpanjakan'ny fahafatesana" # Ny olona izay tsy azy "olona izay tsy fianakaviany" # aorian'ny hahitan'izy ireo fa niparitaka tao an-tranony ny solifara nampiasa solifara ny olona mba hanafoanana amin'ny aretina avy amin'ny olona maty. DH: "aorian'ny fanaparitahan'izy ireo ny solifara manerana ny tranony"