plt_tn/job/18/14.md

814 B

Famaphafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fanoritsoritany ny olona ratsy fanahy i Bildada.

Voaviravira tsy ho amin'ny fiarovan'ny lainy izy

DH: "Hamiravira azy any ivelan'ny lainy, izay fiarovana ho azy izy"

hivoaka mankany

DH: "ary mamoaka azy izany" na "manery azy handeha izany"

ilay mpanjakan'ny horohoro

Io dia fanondroana ny "mpanjakan'ny fahafatesana," andriamanitry ny fanompoan-tsampy izay hinoana fa manapaka eo amin'ny maty. DH: "Ilay manapaka eo amin'ny maty" (UDB) na "ny mpanjakan'ny fahafatesana"

Ny olona izay tsy azy

"olona izay tsy fianakaviany"

aorian'ny hahitan'izy ireo fa niparitaka tao an-tranony ny solifara

nampiasa solifara ny olona mba hanafoanana amin'ny aretina avy amin'ny olona maty. DH: "aorian'ny fanaparitahan'izy ireo ny solifara manerana ny tranony"