forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
762 B
Markdown
16 lines
762 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miteny amin'i Joba i Biladada.
|
|
|
|
# Eny tokoa, ho vonoina ny fahazavan'ny olona ratsy fanahy; tsy hamirapiratra ny pitik'afony
|
|
|
|
Miteny ny olona ratsy fanahy maty ho toy ny ny jiro notsofina i Bildada. DH: "Ny zavatra hiseho dia ho tapitra fiainan'ny olona ratsy fanahy tahaka anao toy ny famonoanay ny fahazavana na fanafoananay ny lelan'afo amin'ny vain'afo" (UDB)
|
|
|
|
# ho vonoina
|
|
|
|
DH: "ho lasa"
|
|
|
|
# Ho maizina ny fahazavana ao an-dainy; ary ny jiro eo amboniny dia ho vonoina
|
|
|
|
Manohy ny firesahany ny fahafatesan'ny olona ratsy fanahy i Bildada. Miresaka ny ratsy fanahy toy ny hoe fahazavana ao an-dainy izy. DH: "Ho tahaka ny fahazavana ao an-dainy miova ho fahamaizinana, tahaka fahalasanan'ny ny jiro eo amboniny"
|