plt_tn/job/18/05.md

762 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Joba i Biladada.

Eny tokoa, ho vonoina ny fahazavan'ny olona ratsy fanahy; tsy hamirapiratra ny pitik'afony

Miteny ny olona ratsy fanahy maty ho toy ny ny jiro notsofina i Bildada. DH: "Ny zavatra hiseho dia ho tapitra fiainan'ny olona ratsy fanahy tahaka anao toy ny famonoanay ny fahazavana na fanafoananay ny lelan'afo amin'ny vain'afo" (UDB)

ho vonoina

DH: "ho lasa"

Ho maizina ny fahazavana ao an-dainy; ary ny jiro eo amboniny dia ho vonoina

Manohy ny firesahany ny fahafatesan'ny olona ratsy fanahy i Bildada. Miresaka ny ratsy fanahy toy ny hoe fahazavana ao an-dainy izy. DH: "Ho tahaka ny fahazavana ao an-dainy miova ho fahamaizinana, tahaka fahalasanan'ny ny jiro eo amboniny"