# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy miteny amin'i Joba i Biladada. # Eny tokoa, ho vonoina ny fahazavan'ny olona ratsy fanahy; tsy hamirapiratra ny pitik'afony Miteny ny olona ratsy fanahy maty ho toy ny ny jiro notsofina i Bildada. DH: "Ny zavatra hiseho dia ho tapitra fiainan'ny olona ratsy fanahy tahaka anao toy ny famonoanay ny fahazavana na fanafoananay ny lelan'afo amin'ny vain'afo" (UDB) # ho vonoina DH: "ho lasa" # Ho maizina ny fahazavana ao an-dainy; ary ny jiro eo amboniny dia ho vonoina Manohy ny firesahany ny fahafatesan'ny olona ratsy fanahy i Bildada. Miresaka ny ratsy fanahy toy ny hoe fahazavana ao an-dainy izy. DH: "Ho tahaka ny fahazavana ao an-dainy miova ho fahamaizinana, tahaka fahalasanan'ny ny jiro eo amboniny"