plt_tn/job/18/01.md

16 lines
446 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Miresaka amin'i Joba i Bildada ilay Sohita.
# Avy eo i Bildada ilay Sohita namaly ary niteny hoe
"Bildada dia anaran-dehilahy izay mpikambana ao amin'ny fokon'i Sohia.
# Rahoviana no hatsahatrao ny teninao?
Io fanontaniana fampisaianana io dia midika fa efa niresaka ela be i Joba. Mety soratana ho fanamarana io. DH: "Mangina!"
# Diniho
"Meteza ho tompon'andraikitra" na "hevero ireo zavatra ireo"