# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Miresaka amin'i Joba i Bildada ilay Sohita. # Avy eo i Bildada ilay Sohita namaly ary niteny hoe "Bildada dia anaran-dehilahy izay mpikambana ao amin'ny fokon'i Sohia. # Rahoviana no hatsahatrao ny teninao? Io fanontaniana fampisaianana io dia midika fa efa niresaka ela be i Joba. Mety soratana ho fanamarana io. DH: "Mangina!" # Diniho "Meteza ho tompon'andraikitra" na "hevero ireo zavatra ireo"