plt_tn/job/18/01.md

446 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Miresaka amin'i Joba i Bildada ilay Sohita.

Avy eo i Bildada ilay Sohita namaly ary niteny hoe

"Bildada dia anaran-dehilahy izay mpikambana ao amin'ny fokon'i Sohia.

Rahoviana no hatsahatrao ny teninao?

Io fanontaniana fampisaianana io dia midika fa efa niresaka ela be i Joba. Mety soratana ho fanamarana io. DH: "Mangina!"

Diniho

"Meteza ho tompon'andraikitra" na "hevero ireo zavatra ireo"