plt_tn/job/17/09.md

662 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy miteny i Joba.

hifikitra amin'ny lalany

Io dia fomba fiteny. DH: "hanohy hiaina amim-pahamarinana"

izay manana tanana madio

Io dia firesahana ny olona tsy manan-tsiny ho toy ny manana tanana madio. DH: "izy izay manao ny marina" na "izy izay tsy manan-tsiny"

hitombo hery hatrany hatrany

Io dia tsy manondro hery ara-batana irery ihany fa ihany koa ny herin'ny sitrapo sy ny fihetsem-pon'ny olona.

anareo rehetra

miresaka an'i Elifaza, Bildada, ary Zofara i Joba.

miavia eto izao

Mitaona ireo namany mba hiady hevitra amin'izay voalazany. DH: "miavia eto ankehitriny, ka miadia hevitra amiko"