# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy miteny i Joba. # hifikitra amin'ny lalany Io dia fomba fiteny. DH: "hanohy hiaina amim-pahamarinana" # izay manana tanana madio Io dia firesahana ny olona tsy manan-tsiny ho toy ny manana tanana madio. DH: "izy izay manao ny marina" na "izy izay tsy manan-tsiny" # hitombo hery hatrany hatrany Io dia tsy manondro hery ara-batana irery ihany fa ihany koa ny herin'ny sitrapo sy ny fihetsem-pon'ny olona. # anareo rehetra miresaka an'i Elifaza, Bildada, ary Zofara i Joba. # miavia eto izao Mitaona ireo namany mba hiady hevitra amin'izay voalazany. DH: "miavia eto ankehitriny, ka miadia hevitra amiko"