plt_tn/job/17/09.md

24 lines
662 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy miteny i Joba.
# hifikitra amin'ny lalany
Io dia fomba fiteny. DH: "hanohy hiaina amim-pahamarinana"
# izay manana tanana madio
Io dia firesahana ny olona tsy manan-tsiny ho toy ny manana tanana madio. DH: "izy izay manao ny marina" na "izy izay tsy manan-tsiny"
# hitombo hery hatrany hatrany
Io dia tsy manondro hery ara-batana irery ihany fa ihany koa ny herin'ny sitrapo sy ny fihetsem-pon'ny olona.
# anareo rehetra
miresaka an'i Elifaza, Bildada, ary Zofara i Joba.
# miavia eto izao
Mitaona ireo namany mba hiady hevitra amin'izay voalazany. DH: "miavia eto ankehitriny, ka miadia hevitra amiko"