plt_tn/job/16/20.md

747 B

manesoeso

"manala baraka" na "maniratsira"

mandrotsa-dranomaso ho an'Andriamanitra ny masoko

Mamaritra ny hamafin'ny fahatsapany alahelo i Joba. Eto izy dia manitatra ny habetsaky fotoana faharetan'ny fitomaniany amin'ny filazana ny ranomaso miraraka avy main'ny masony. DH: "dibo-dranomaso ny masoko rehefa mitomany"

ho an'ity lehilahy ity

Manondro ny tenany i Joba eto. "ho ahy"

toy ny ataon'ny olona amin'ny mpiara-belona aminy!

"toy ny ataon'ny olona amin'ny mpiara-belona aminy." Mamaritra ny faniriany ny mba hitalahoan'ilay tokana any an-danitra ho azy.

'ity lehilahy ity

Manondro ny tenany i Joba.

ho any amin'ny toerana iray

Eto dia manondro ny fahafatesany i Joba. DH: "Ho faty aho ka ho any amin'ny toerana iray"