# manesoeso "manala baraka" na "maniratsira" # mandrotsa-dranomaso ho an'Andriamanitra ny masoko Mamaritra ny hamafin'ny fahatsapany alahelo i Joba. Eto izy dia manitatra ny habetsaky fotoana faharetan'ny fitomaniany amin'ny filazana ny ranomaso miraraka avy main'ny masony. DH: "dibo-dranomaso ny masoko rehefa mitomany" # ho an'ity lehilahy ity Manondro ny tenany i Joba eto. "ho ahy" # toy ny ataon'ny olona amin'ny mpiara-belona aminy! "toy ny ataon'ny olona amin'ny mpiara-belona aminy." Mamaritra ny faniriany ny mba hitalahoan'ilay tokana any an-danitra ho azy. # 'ity lehilahy ity Manondro ny tenany i Joba. # ho any amin'ny toerana iray Eto dia manondro ny fahafatesany i Joba. DH: "Ho faty aho ka ho any amin'ny toerana iray"