plt_tn/job/16/20.md

24 lines
747 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manesoeso
"manala baraka" na "maniratsira"
# mandrotsa-dranomaso ho an'Andriamanitra ny masoko
Mamaritra ny hamafin'ny fahatsapany alahelo i Joba. Eto izy dia manitatra ny habetsaky fotoana faharetan'ny fitomaniany amin'ny filazana ny ranomaso miraraka avy main'ny masony. DH: "dibo-dranomaso ny masoko rehefa mitomany"
# ho an'ity lehilahy ity
Manondro ny tenany i Joba eto. "ho ahy"
# toy ny ataon'ny olona amin'ny mpiara-belona aminy!
"toy ny ataon'ny olona amin'ny mpiara-belona aminy." Mamaritra ny faniriany ny mba hitalahoan'ilay tokana any an-danitra ho azy.
# 'ity lehilahy ity
Manondro ny tenany i Joba.
# ho any amin'ny toerana iray
Eto dia manondro ny fahafatesany i Joba. DH: "Ho faty aho ka ho any amin'ny toerana iray"