plt_tn/job/16/11.md

1.1 KiB

Atolotr'Andriamanitra eo amin'ny olona mpaniratsira aho, ary atsipiny eny an-tanan'ny olona ratsy fanahy

Ireo andalana roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny fitambaran'ireo dia manamafy ny fihesem-pon'i Joba izay efa nofitahin'Andriamanitra.

Atolotra

Io dia fomba fiteny. DH: "nametraka ahy ho eo ambany fahefan'ny "

atsipiny eny an-tanan'ny

Eto, ny "tanan'olona" dia manondro ny "fifehezany." DH: "nanolotra ahy teo amin'ny fifehezana"

dia nopotehiny

Miresaka ny fanintainany sy ny fahadisoam-panantenany ho toy zavatra potipotika i Joba. DH: "kanefa avy eo dia tsapako ho toy ny hoe namotika ahy Izy"

nakapony ho potipotika

Miresaka ny fampanaintainana sy fahadisoam-panantenana nataon'Andriamanitra taminy toy ny hoe zavatra izay nalain'Andriamanitra ary nakapokapony ho potipotika i Joba. DH: "toy hoe nandray ahy tamin'ny vozoko Andriamanitra ary namotipotika ahy"

nataony marika ho kendreny ihany koa aho

Joba dia miresaka ny tenany ho tarigetran'ny fanafihan'Andriamanitra toy ny hoe mametraka azy ho zava-kendrena hotifirina amin'ny tsipìka. DH: "toy ny hoe nametraka ahy ho zava-kinedry izy"