plt_tn/job/16/06.md

1.1 KiB

alahelo

Niaina fahaverezam-pianakaviana sy fahasalamana mafy i Joba izay tsy hay hazavaina sy miteraka "alahelo mafy sy fanaintainana ara-tsaina" ho azy.

ahoana no hanampiana ahy?

Mampiasa io fanontaniana faùmpisaianana io i Joba mba hanehoany fa ny fahanginana dia tsy manamaivana ny alahelony. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy manampy ahy mihitsy izany."

noravanao ny fianakaviako manontolo

"nanapotika ny fiakaviako rehetra" (UDB)

Nohamaininao aho

Midika io fa nifezaka sy nikentronja ny vatan'i Joba. DH: "nofezahinao ny vatako"

izay vavolombelona manohitra ahy ihany

Ny fikentronana dia faritan'i Joba ho toy ny hoe mpanameloka manohitra azy. DH: "ary heverin'ny olona fa maneho ahy ho mpanota izany" (UDB)

nitsangana hiampanga ahy ny fahiazan'ny vatako, ary vavolombelona manohitra ny tavako izany

Ny fahiazan'ny vatany dia faritan'i Joba toy ny hoe mpanameloka hanohitra azy. DH: "Itan'izy ieo ny fahazan'ny vatako, ary mihevitra fa manaporofo ny maha meloka ahy izany"

manohitra ny tavako

Eto, Joba dia tondroina amin'ny alalan'ny "tavany." DH: "manohitra ahy"