# alahelo Niaina fahaverezam-pianakaviana sy fahasalamana mafy i Joba izay tsy hay hazavaina sy miteraka "alahelo mafy sy fanaintainana ara-tsaina" ho azy. # ahoana no hanampiana ahy? Mampiasa io fanontaniana faùmpisaianana io i Joba mba hanehoany fa ny fahanginana dia tsy manamaivana ny alahelony. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy manampy ahy mihitsy izany." # noravanao ny fianakaviako manontolo "nanapotika ny fiakaviako rehetra" (UDB) # Nohamaininao aho Midika io fa nifezaka sy nikentronja ny vatan'i Joba. DH: "nofezahinao ny vatako" # izay vavolombelona manohitra ahy ihany Ny fikentronana dia faritan'i Joba ho toy ny hoe mpanameloka manohitra azy. DH: "ary heverin'ny olona fa maneho ahy ho mpanota izany" (UDB) # nitsangana hiampanga ahy ny fahiazan'ny vatako, ary vavolombelona manohitra ny tavako izany Ny fahiazan'ny vatany dia faritan'i Joba toy ny hoe mpanameloka hanohitra azy. DH: "Itan'izy ieo ny fahazan'ny vatako, ary mihevitra fa manaporofo ny maha meloka ahy izany" # manohitra ny tavako Eto, Joba dia tondroina amin'ny alalan'ny "tavany." DH: "manohitra ahy"