plt_tn/job/16/06.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# alahelo
Niaina fahaverezam-pianakaviana sy fahasalamana mafy i Joba izay tsy hay hazavaina sy miteraka "alahelo mafy sy fanaintainana ara-tsaina" ho azy.
# ahoana no hanampiana ahy?
Mampiasa io fanontaniana faùmpisaianana io i Joba mba hanehoany fa ny fahanginana dia tsy manamaivana ny alahelony. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy manampy ahy mihitsy izany."
# noravanao ny fianakaviako manontolo
"nanapotika ny fiakaviako rehetra" (UDB)
# Nohamaininao aho
Midika io fa nifezaka sy nikentronja ny vatan'i Joba. DH: "nofezahinao ny vatako"
# izay vavolombelona manohitra ahy ihany
Ny fikentronana dia faritan'i Joba ho toy ny hoe mpanameloka manohitra azy. DH: "ary heverin'ny olona fa maneho ahy ho mpanota izany" (UDB)
# nitsangana hiampanga ahy ny fahiazan'ny vatako, ary vavolombelona manohitra ny tavako izany
Ny fahiazan'ny vatany dia faritan'i Joba toy ny hoe mpanameloka hanohitra azy. DH: "Itan'izy ieo ny fahazan'ny vatako, ary mihevitra fa manaporofo ny maha meloka ahy izany"
# manohitra ny tavako
Eto, Joba dia tondroina amin'ny alalan'ny "tavany." DH: "manohitra ahy"