plt_tn/job/15/25.md

12 lines
484 B
Markdown

# naninjitra ny tanany hanohitra an'Andriamanitra izy
"namokona ny totohondriny hanohitra an'Andriamanitra izy.
# mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra
Ny fihetsika mahery setra ataon'ny ratsy fanahy enti-manohitra an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra mba hanohitra azy izy. DH: "mamely an'Andriamanitra" na "manao fihetsika mahery setra manohitra an'Andriamanitra"
# miaraka amin'ny apinga matevina
"miaraka amin'ny apinga mahery"