# naninjitra ny tanany hanohitra an'Andriamanitra izy "namokona ny totohondriny hanohitra an'Andriamanitra izy. # mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra Ny fihetsika mahery setra ataon'ny ratsy fanahy enti-manohitra an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra mba hanohitra azy izy. DH: "mamely an'Andriamanitra" na "manao fihetsika mahery setra manohitra an'Andriamanitra" # miaraka amin'ny apinga matevina "miaraka amin'ny apinga mahery"