plt_tn/job/15/25.md

484 B

naninjitra ny tanany hanohitra an'Andriamanitra izy

"namokona ny totohondriny hanohitra an'Andriamanitra izy.

mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra

Ny fihetsika mahery setra ataon'ny ratsy fanahy enti-manohitra an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra mba hanohitra azy izy. DH: "mamely an'Andriamanitra" na "manao fihetsika mahery setra manohitra an'Andriamanitra"

miaraka amin'ny apinga matevina

"miaraka amin'ny apinga mahery"