plt_tn/job/14/18.md

1.0 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Fampahafantarana aminny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba

ny tendrombohitra aza mianjera ary lasa tsinontsinona

"lasa tsinontsinona"dia fomba fiteny izay midika fahpotehana tanteraka. Io andian-teny io dia itarina amin'ny teny "mianjera" ary manamafy ny fahapotehana tanteraka. DH: "mianjera tanteraka ny tendrombohitra"

ny vatolampy aza voahozongozona amin'ny toerany

"mikodiadia avy eo amin'ny toerany ny vatolampy"

Tahaka izany, no hamotehanao ny fanantenan'ny olona

Raha mora kokoa amin'ny teninao, dia azonao apetraka any am-piandohan'ny andininy faha 18 ary ahitsy araka ny lahatsoratra. DH: "Mamotika ny fanantenan'ny olona Ianao, toy izany.... vovoky ny tany."

hamotehanao ny fanantenan'ny olona

Ny famotehana fanantenana dia mampiseho ny zavatra antenain'ny olona ho tsy mitranga. DH: "Manakana ny fanantenan'ny olona mba tsy hitranga Ianao"

ny fanantenan'ny olona

Ny anarana "fanantenana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "manantena" DH: "ireo zavatra izay antenain'ny olona"