# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba # ny tendrombohitra aza mianjera ary lasa tsinontsinona "lasa tsinontsinona"dia fomba fiteny izay midika fahpotehana tanteraka. Io andian-teny io dia itarina amin'ny teny "mianjera" ary manamafy ny fahapotehana tanteraka. DH: "mianjera tanteraka ny tendrombohitra" # ny vatolampy aza voahozongozona amin'ny toerany "mikodiadia avy eo amin'ny toerany ny vatolampy" # Tahaka izany, no hamotehanao ny fanantenan'ny olona Raha mora kokoa amin'ny teninao, dia azonao apetraka any am-piandohan'ny andininy faha 18 ary ahitsy araka ny lahatsoratra. DH: "Mamotika ny fanantenan'ny olona Ianao, toy izany.... vovoky ny tany." # hamotehanao ny fanantenan'ny olona Ny famotehana fanantenana dia mampiseho ny zavatra antenain'ny olona ho tsy mitranga. DH: "Manakana ny fanantenan'ny olona mba tsy hitranga Ianao" # ny fanantenan'ny olona Ny anarana "fanantenana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "manantena" DH: "ireo zavatra izay antenain'ny olona"