plt_tn/job/14/18.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Fampahafantarana aminny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba
# ny tendrombohitra aza mianjera ary lasa tsinontsinona
"lasa tsinontsinona"dia fomba fiteny izay midika fahpotehana tanteraka. Io andian-teny io dia itarina amin'ny teny "mianjera" ary manamafy ny fahapotehana tanteraka. DH: "mianjera tanteraka ny tendrombohitra"
# ny vatolampy aza voahozongozona amin'ny toerany
"mikodiadia avy eo amin'ny toerany ny vatolampy"
# Tahaka izany, no hamotehanao ny fanantenan'ny olona
Raha mora kokoa amin'ny teninao, dia azonao apetraka any am-piandohan'ny andininy faha 18 ary ahitsy araka ny lahatsoratra. DH: "Mamotika ny fanantenan'ny olona Ianao, toy izany.... vovoky ny tany."
# hamotehanao ny fanantenan'ny olona
Ny famotehana fanantenana dia mampiseho ny zavatra antenain'ny olona ho tsy mitranga. DH: "Manakana ny fanantenan'ny olona mba tsy hitranga Ianao"
# ny fanantenan'ny olona
Ny anarana "fanantenana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "manantena" DH: "ireo zavatra izay antenain'ny olona"