plt_tn/job/13/18.md

1008 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Manohy ny firesahana amin'Andriamanitra i Joba.

Indro ankehitriny

Io dia manamafy izay manaraka. "henoy ankehitriny" na "Mba henoy tsara tompoko"

efa nalahatro tsara ny fiarovan-tenako

Ny fandaharana fiarovan-tena dia mampiseho ny fanapahan-kevitra ny amin'izay ho lazainy mba hiarovany tena. DH: "Efa noheveriko izay fomba hiarovako tena" na "Efa nanapa-kevitra ny amin'ny fomba hanazavako ny fiarovan-tenako aho"

Iza ilay iray izay hiady amiko eo amin'ny fitsaràna?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny finoany fa satria izy marina, dia tsy misy handahatra hanohitra azy. DH: "Tsy mino aho hoe hisy handahatra hanohitra ahy eo amin'ny fitsarana"

Raha tonga hanao izany Ianao

"raha tonga mba handahatra hanohitra ahy ianao"

Ianao

"ianao" eto dia midika ny tenan'Andriamanitra.

ka raha voaporofo fa diso aho

"raha manaporofo ahy fa diso ianao"

hahafoy ny aiko

Ny famoizan'aina dia sarin-tenin'ny fahafatesana. DH: "maty"