plt_tn/job/13/18.md

32 lines
1008 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy ny firesahana amin'Andriamanitra i Joba.
# Indro ankehitriny
Io dia manamafy izay manaraka. "henoy ankehitriny" na "Mba henoy tsara tompoko"
# efa nalahatro tsara ny fiarovan-tenako
Ny fandaharana fiarovan-tena dia mampiseho ny fanapahan-kevitra ny amin'izay ho lazainy mba hiarovany tena. DH: "Efa noheveriko izay fomba hiarovako tena" na "Efa nanapa-kevitra ny amin'ny fomba hanazavako ny fiarovan-tenako aho"
# Iza ilay iray izay hiady amiko eo amin'ny fitsaràna?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny finoany fa satria izy marina, dia tsy misy handahatra hanohitra azy. DH: "Tsy mino aho hoe hisy handahatra hanohitra ahy eo amin'ny fitsarana"
# Raha tonga hanao izany Ianao
"raha tonga mba handahatra hanohitra ahy ianao"
# Ianao
"ianao" eto dia midika ny tenan'Andriamanitra.
# ka raha voaporofo fa diso aho
"raha manaporofo ahy fa diso ianao"
# hahafoy ny aiko
Ny famoizan'aina dia sarin-tenin'ny fahafatesana. DH: "maty"