plt_tn/job/13/01.md

20 lines
707 B
Markdown

# Fampifandraisana ny lohahevitra:
Fampifandraisana ny lohahevitra: Manohy ny miresaka amin'ireo namany i Joba.
# Indro
"reneso" na "henoy." Io teny io dia manamarika fa tian'I Joba hiaino tsara ireo namany telo.
# ny masoko efa nahita izany rehetra izany
Manondro ny tenany ho toy ny masony i Joba satria tamin'ny masony no nijereny ireo zavatra ireo. DH: "Efa itako avokoa izany"
# ny sofiko efa nandre ka nahatakatra izany
Manondro ny tenany ho toy ny sofiny i Joba satria ny tamin'ny sofiny no nandrenesany ireo zavatra ireo. DH: "Efa nahare sy nahatakatra izany aho"
# Izay fantatrareo, dia fantatro ihany koa
"fantatro ihany koa izay fantatrareo" (UDB) na "mahafantatra izay fantatrareo aho"