plt_tn/job/13/01.md

707 B

Fampifandraisana ny lohahevitra:

Fampifandraisana ny lohahevitra: Manohy ny miresaka amin'ireo namany i Joba.

Indro

"reneso" na "henoy." Io teny io dia manamarika fa tian'I Joba hiaino tsara ireo namany telo.

ny masoko efa nahita izany rehetra izany

Manondro ny tenany ho toy ny masony i Joba satria tamin'ny masony no nijereny ireo zavatra ireo. DH: "Efa itako avokoa izany"

ny sofiko efa nandre ka nahatakatra izany

Manondro ny tenany ho toy ny sofiny i Joba satria ny tamin'ny sofiny no nandrenesany ireo zavatra ireo. DH: "Efa nahare sy nahatakatra izany aho"

Izay fantatrareo, dia fantatro ihany koa

"fantatro ihany koa izay fantatrareo" (UDB) na "mahafantatra izay fantatrareo aho"