# Fampifandraisana ny lohahevitra: Fampifandraisana ny lohahevitra: Manohy ny miresaka amin'ireo namany i Joba. # Indro "reneso" na "henoy." Io teny io dia manamarika fa tian'I Joba hiaino tsara ireo namany telo. # ny masoko efa nahita izany rehetra izany Manondro ny tenany ho toy ny masony i Joba satria tamin'ny masony no nijereny ireo zavatra ireo. DH: "Efa itako avokoa izany" # ny sofiko efa nandre ka nahatakatra izany Manondro ny tenany ho toy ny sofiny i Joba satria ny tamin'ny sofiny no nandrenesany ireo zavatra ireo. DH: "Efa nahare sy nahatakatra izany aho" # Izay fantatrareo, dia fantatro ihany koa "fantatro ihany koa izay fantatrareo" (UDB) na "mahafantatra izay fantatrareo aho"