plt_tn/job/12/09.md

16 lines
706 B
Markdown

# Biby inona amin'ireo no tsy mahalala...izao?
Io fanontaniana io dia manamafy ny filazana fa ireo biby dia mahalala an'Yaveh izay efa nanao izao. Izany hoe: "Mahalala avokoa ny biby rehetra...izao."
# ny tanan'i Yaveh no nanao izao?
Ny tanan'Yaveh dia mampiseho ny heriny. DH: " Nanao izao tamin'ny heriny Yaveh"
# Eo an-tanany ny ain'ny...sy ny fofon'ain'ny olombelona rehetra
Ny tanan'Andriamanitra dia maneho ny fifehezany sy ny heriny. Ny zavatra eo an-tanany dia mampiseho ny fahafahana mifehy azy ireo. DH: "izay mifehy ny fiainan'ny zava-manan'aina rehetra sy manome fofonaina ny olombelona rehetra"
# fofonain'ny olombelona rehetra
"Fofon'aina" dia mampiseho fiainana na fahafahana miaina.