# Biby inona amin'ireo no tsy mahalala...izao? Io fanontaniana io dia manamafy ny filazana fa ireo biby dia mahalala an'Yaveh izay efa nanao izao. Izany hoe: "Mahalala avokoa ny biby rehetra...izao." # ny tanan'i Yaveh no nanao izao? Ny tanan'Yaveh dia mampiseho ny heriny. DH: " Nanao izao tamin'ny heriny Yaveh" # Eo an-tanany ny ain'ny...sy ny fofon'ain'ny olombelona rehetra Ny tanan'Andriamanitra dia maneho ny fifehezany sy ny heriny. Ny zavatra eo an-tanany dia mampiseho ny fahafahana mifehy azy ireo. DH: "izay mifehy ny fiainan'ny zava-manan'aina rehetra sy manome fofonaina ny olombelona rehetra" # fofonain'ny olombelona rehetra "Fofon'aina" dia mampiseho fiainana na fahafahana miaina.