plt_tn/job/12/09.md

706 B

Biby inona amin'ireo no tsy mahalala...izao?

Io fanontaniana io dia manamafy ny filazana fa ireo biby dia mahalala an'Yaveh izay efa nanao izao. Izany hoe: "Mahalala avokoa ny biby rehetra...izao."

ny tanan'i Yaveh no nanao izao?

Ny tanan'Yaveh dia mampiseho ny heriny. DH: " Nanao izao tamin'ny heriny Yaveh"

Eo an-tanany ny ain'ny...sy ny fofon'ain'ny olombelona rehetra

Ny tanan'Andriamanitra dia maneho ny fifehezany sy ny heriny. Ny zavatra eo an-tanany dia mampiseho ny fahafahana mifehy azy ireo. DH: "izay mifehy ny fiainan'ny zava-manan'aina rehetra sy manome fofonaina ny olombelona rehetra"

fofonain'ny olombelona rehetra

"Fofon'aina" dia mampiseho fiainana na fahafahana miaina.