plt_tn/job/12/07.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fa ankehitriny anontanio...hanambara aminao ireo trondron-dranomasina.
Ireo fanambarana efatra ireo dia samy mampiseho hevitra iray fa ny bibidia, ny vorona, ny tany, ary ny trondro dia mahatakatra an'Andriamananitra kokoa noho ny naman'i Joba.
# Fa ankehitriny anontanio ireo bibidia, dia hampianatra anao izy ireo
Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: "fa raha manontany ny bibidia ianao, dia hampianatra anao izy ireo"
# anontanio ireo voron'ny lanitra, dia hilaza aminao izy ireo
Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: "raha manontany ny voron'ny lanitra ianao ianao dia hamaly anao ireo"
# Na miresaha amin'ny tany, dia hampianatra anao izany
Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: Na raha miresaka tamin'ny tany ianao, dia hamaly anao izany"
# hanambara aminao ireo trondron-dranomasina
Ny filaza mandidy "anontanio ny trondron-dranomasina" dia azo amin'ny fehezan-teny teo aloha. Io dia toy ny filazana petra-kevitra. DH: "ary raha manontany ny trondron-dranomasina ianao dia hanambara aminareo ireo"