plt_tn/job/12/07.md

1.1 KiB

Fa ankehitriny anontanio...hanambara aminao ireo trondron-dranomasina.

Ireo fanambarana efatra ireo dia samy mampiseho hevitra iray fa ny bibidia, ny vorona, ny tany, ary ny trondro dia mahatakatra an'Andriamananitra kokoa noho ny naman'i Joba.

Fa ankehitriny anontanio ireo bibidia, dia hampianatra anao izy ireo

Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: "fa raha manontany ny bibidia ianao, dia hampianatra anao izy ireo"

anontanio ireo voron'ny lanitra, dia hilaza aminao izy ireo

Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: "raha manontany ny voron'ny lanitra ianao ianao dia hamaly anao ireo"

Na miresaha amin'ny tany, dia hampianatra anao izany

Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: Na raha miresaka tamin'ny tany ianao, dia hamaly anao izany"

hanambara aminao ireo trondron-dranomasina

Ny filaza mandidy "anontanio ny trondron-dranomasina" dia azo amin'ny fehezan-teny teo aloha. Io dia toy ny filazana petra-kevitra. DH: "ary raha manontany ny trondron-dranomasina ianao dia hanambara aminareo ireo"