# Fa ankehitriny anontanio...hanambara aminao ireo trondron-dranomasina. Ireo fanambarana efatra ireo dia samy mampiseho hevitra iray fa ny bibidia, ny vorona, ny tany, ary ny trondro dia mahatakatra an'Andriamananitra kokoa noho ny naman'i Joba. # Fa ankehitriny anontanio ireo bibidia, dia hampianatra anao izy ireo Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: "fa raha manontany ny bibidia ianao, dia hampianatra anao izy ireo" # anontanio ireo voron'ny lanitra, dia hilaza aminao izy ireo Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: "raha manontany ny voron'ny lanitra ianao ianao dia hamaly anao ireo" # Na miresaha amin'ny tany, dia hampianatra anao izany Ny filazana mandidy amin'ny ampaham-pehazanteny voalaohany dia filazana petra-kevitra. DH: Na raha miresaka tamin'ny tany ianao, dia hamaly anao izany" # hanambara aminao ireo trondron-dranomasina Ny filaza mandidy "anontanio ny trondron-dranomasina" dia azo amin'ny fehezan-teny teo aloha. Io dia toy ny filazana petra-kevitra. DH: "ary raha manontany ny trondron-dranomasina ianao dia hanambara aminareo ireo"