plt_tn/job/11/04.md

1.1 KiB

My beliefs are pure

"Tsy diso ny fahazavan-tsaiko"

tsy minan-tsiny eo imasonao aho

Ny maso dia mampiseho fijery, izay sarin-tenin'ny tomban'ezaka'Andriamanitra amin'ny Joba. Ireo mety ho heviny dia 1)Miteny i Joba fa Andriamanitra dia mitsara azy ho tsy manan-tsiny. DH: "Miteny ianao fa tsy manan-tsiny aho" na 2) Mihevitra i Joba fa efa nanan-tsiny izy ka tokony hitsara azy ho tsy manan-tsiny Andriamanitra. DH: "Tokony tsaroanao fa tsy manan-tsiny aho"

fa hiteny Andriamanitra...hanokatra ny molony hanohitra anao

Ny teny "manokatra ny molony" dia sarin-teny izay midika hoe "miteny". Ireo andian-teny roa ireo midika zavatra ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana ny hetahetan'i Zofara ny mba hitenenan'Andriamanitra mafy hanohitra an'i Joba.

mba hanehoany...tsiambaratelon'ny fahendrena

Ny "tsiambaratelon'ny fahendrena" dia azo lazaina mazava tsara. DH: "ka hampiseho anao izy fa ory ianao nohon'ny fahotanao"

kely noho izay mendrika ny helokao no angatahin'Andriamanitra aminao

"Angatahina amin'i Joba" dia mampiseho fanasaziana amin'i Joba. DH: "kely noho izay mendrika anao no anasazian'Andriamanitra anao"