# My beliefs are pure "Tsy diso ny fahazavan-tsaiko" # tsy minan-tsiny eo imasonao aho Ny maso dia mampiseho fijery, izay sarin-tenin'ny tomban'ezaka'Andriamanitra amin'ny Joba. Ireo mety ho heviny dia 1)Miteny i Joba fa Andriamanitra dia mitsara azy ho tsy manan-tsiny. DH: "Miteny ianao fa tsy manan-tsiny aho" na 2) Mihevitra i Joba fa efa nanan-tsiny izy ka tokony hitsara azy ho tsy manan-tsiny Andriamanitra. DH: "Tokony tsaroanao fa tsy manan-tsiny aho" # fa hiteny Andriamanitra...hanokatra ny molony hanohitra anao Ny teny "manokatra ny molony" dia sarin-teny izay midika hoe "miteny". Ireo andian-teny roa ireo midika zavatra ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana ny hetahetan'i Zofara ny mba hitenenan'Andriamanitra mafy hanohitra an'i Joba. # mba hanehoany...tsiambaratelon'ny fahendrena Ny "tsiambaratelon'ny fahendrena" dia azo lazaina mazava tsara. DH: "ka hampiseho anao izy fa ory ianao nohon'ny fahotanao" # kely noho izay mendrika ny helokao no angatahin'Andriamanitra aminao "Angatahina amin'i Joba" dia mampiseho fanasaziana amin'i Joba. DH: "kely noho izay mendrika anao no anasazian'Andriamanitra anao"