plt_tn/job/10/17.md

12 lines
480 B
Markdown

# Mitondra vavolombelona vaovao manohitra ahy Ianao
Ny lozan'i Joba avy amin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nisy olona vaovao izay vavolombelona nanohitra azy.
# ary mampitombo ny hatezeranao amiko
Ny anarana "fahatezerana" dia azo adika ho mpamaritra "tezitra." DH: "ary miha-tezitra amiko hatrany"
# manafika ahy amin'ny tafika vaovao Ianao
Ny fandefasan'Andriamanitra loza amin'i Joba dia resahina toy ny hoe mandefa tafika vaovao hanoitra azy foana Andriamanitra.