# Mitondra vavolombelona vaovao manohitra ahy Ianao Ny lozan'i Joba avy amin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nisy olona vaovao izay vavolombelona nanohitra azy. # ary mampitombo ny hatezeranao amiko Ny anarana "fahatezerana" dia azo adika ho mpamaritra "tezitra." DH: "ary miha-tezitra amiko hatrany" # manafika ahy amin'ny tafika vaovao Ianao Ny fandefasan'Andriamanitra loza amin'i Joba dia resahina toy ny hoe mandefa tafika vaovao hanoitra azy foana Andriamanitra.